Po
Fiseho

Ny Reniranon'i Po dia miakatra any amin'ny Alpa eo amin'ny sisin-tanin'i Italia sy
Frantsay ary mikoriana mankany amin'ny Ranomasina Adriatika.
Mirefy 652 km ny halavany, ary io no renirano lava indrindra any Italia. Manodidina ny 75.000 km² ny velaran-tany.