Piura

Avy amin'i Wikipedia
Plaza de Armas de Piura

I Piura dia tanàna any Pero, renivohitry ny faritr' i Piura. Ity tanàna ity dia 973 km miala an' i Lima renivohitr' i Pero. Izy no tanàna fahenina be mponina indrindra ao Pero. Miisa 421 648 ny mponina ao ary ny hakitroky ny mponina dia 679 mp/km2. Tao Piura no nahaterahan' i Luis Miguel Sánchez Cerro, mpanao pôlitika peroviana izay efa filohan' i Pero.