Hankany amin'ny vontoatiny

Petrópolis

Avy amin'i Wikipedia

22°30′18″S 43°10′43″W / 22.505000°S 43.178610°W / -22.505000; -43.178610

Petrópolis
-
Velarantany791,1 km2
Haavo
Isan'ny mponina307,144
Renivohitra-
Ben'ny tanàna
Firenena Brazila
Fanjakana
FaritanyRio de Janeiro
Faritra Rio de Janeiro
Tanàna mifanolo-bodirindrina
Petropolis

Petrópolis, fantatra amin'ny anaram-bositra hoe "Tanànan' Imperial" any  Brazila (Cidade Imperial amin'ny teny portogey), dia tanàna ao amin'ny fanjakana federaly tenan'i  Rio de Janeiro ao amin'ny Brazila. Any amin'ny 68 km avaratry ny tanànan'i Rio de Janeiro no misy azy.

Jeografia

[hanova | hanova ny fango]

Ny isam-ponina dia 307.144 mponina.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]