Aller au contenu

Pelikana

Avy amin'i Wikipedia
Pelikana

Ny Pelikana dia karazam-boron-drano lehibe mandrafitra ny fianakaviana Pelecanidae. Mampiavaka azy ny vavany lava sy ny paosin-tendany lehibe ampiasainy hisamborana haza sy handatsa-drano amin' ny atiny nopotserina alohan' ny hitelina.