Parmenida

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Parménide)
Parmenida
Ankapobeny
Anarana Parmenida
Teraka 26 Desambra -501
Maty 1 Janoary -450
Fiaviana sy ny andraikitra
Asa :
Fiainana manokana

Parmenida na Parmenidesy dia filôzôfy, mpanao asa soratra teraka ny 26 Desambra 501 tal. J.K. ary maty tamin'ny ny Janoary 450 tal. J.K. Atao hoe Παρμενίδης / Parmenídês izy amin'ny teny grika. Nanaraka ny fampinarana tao amin'ny sekolin'i Pitagôra izy.

Malaza amin'ny tononkalo nataony izy, dia ilay mitondra ny lohateny hoe Ny amin'ny Natiora, izay nisy akony lehibe teo almin'ny fisainan'ny olona tamin'ny fotoanandrony. Ireo zavatra hitan'ny fikarohany ara-tsaina, indrindra ny fampidirana ny lojika tao amin'ny fisainana araka ny kolontsaina grika, fanampin'ny filôzôfian'ny sekoly milesiana momba ny natiora sy ny teôrian'ny asamarika nataon'i Pitagôra, dia nahatonga an'i Parmenida ho isan'ireo filôzôfa nanana ny maha izy azy teo amin'ny tantaran'ny filôzôfia grika.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.