Papay
Fiseho

Ny papay na mapaza dia karazan-javamaniry mamony, iray amin' ny karazany 22 ekena ao amin' ny vondron-karazana Carica, ao amin' ny fianakaviana Caricaceae. Carica papaya ny anarany ara-tsiansa. Atao hoe papay na mapaza ihany koa ny voany.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]