Palembang

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

I Palembang (fiteny indonezianina : Kota Palembang) dia tanàna any atsimon'ny Nosin'i Sumatera, any Indonezia. Renivohitry ny fanjakana Srivijaya io tanàna io tamin'ny taonjato faha 14. Ankehitriny Palembang no renivohitry ny Sumatera Atsimo, ary 1,4 tapitrisa ny isam-poniny.