Paleôlitika Ambony

Avy amin'i Wikipedia

Ny Paleôlitika Ambony dia fizarana fahatelo sy farany amin'ny vanim-potoanan'ny paleôlitika na Vato taloha. Amin'ny ankapobeny, ny daty dia eo anelanelan'ny 50.000 sy 12.000 taona lasa izay, araka ny teoria sasany mifanitsy amin'ny fisehoan'ny fitondran-tena maoderina amin'ny olombelona maoderina.