Paleôlitika Ambany
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny Paleôlitika Ambany no fizarana voalohany indrindra amin'ny paleôlitika na Vato taloha. Manodidina ny 3 tapitrisa taona lasa izay no porofo voalohany amin'ny famokarana fitaovana vato ary ny fampiasana olombelona dia miseho hatramin'ny 300,000 taona lasa izay.