PHP
Apparence
![](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/2/27/PHP-logo.svg/240px-PHP-logo.svg.png)
Ny PHP (Hypertext Preprocessor), dia fiteny script malalaka, ampiasaina amin'ny fanamboarana pejin-tranonkala dinamika, fa afaka miasa ohatra ny fiteny (anoratana rindrankajy) rehetra dikaina amin'ny fomba eo antoerana, amin'ny alalan'ny fampiasana rindrankakjy amin'ny andalana baiko.