Hankany amin'ny vontoatiny

Otto I, Emperora Rômana Masina

Avy amin'i Wikipedia
Otto I
Ankapobeny
AnaranaOtto I
Teraka23 Novambra 912
Toerana-
Maty7 Mey 973
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Empira Masina Rômana Jermanika,  Alemaina
Asa :Tsy fantatra
Fiainana manokana

Otto I' ny lehibe, Emperora  Empira Masina Rômana Jermanika (teraka ny 23 Novambra 912; †maty ny 7 Mey 973 tao Memleben) avy amin'ny tarana-mpanjaka Liudolfing dia Duke of Saxonia ary Mpanjakan'ny Empira Franka Atsinanana (regnum francorum orientalium) tamin'ny 936, Mpanjakan'i Italia tamin'ny 951 ary Empira Masina Rômana Jermanika tamin'ny 962.

nodimbiasany Emperoran'ny  Empira Masina Rômana Jermanika mpandimby
Berengar I
915-924
Otto I
962-973
Otto II
973-983

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]