Ontario

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy

Ny Ontario dia faritany Kanadianina, izy ny be olona indrindra any Kanada. Any ampivoany atsinanan'i Kanada ny misy azy. Ny renivohiny dia Toronto, io koa ny tanàna ngezan indrindra any Kananda. Any Ontario koa ny misy an'ny Ottawa, renivohitr'i Kanada. Miisa 12 891 787 ny ontarianina ary ny velarantaniny dia misy 1 076 395 km2. Avy amin'ny fiteny irokoaianina io anarana io, ary midika « Rano tsara » ilay anarana.

Jeografia[hanova | hanova ny fango]

Ny sisintan'i Ontario dia ny Hoalan'i Hudson any avaratra, ny faritan'i Quebec any atsinanana, ny Manitoba any andrefana, ary ny Minnesota, Michigan, Ohio, Pennsylvanie, sy New York any atsimo. Ao amin'ny Farihibe (Great Lakes) ny misy ny ankabiazan'ny sisintany manasaraka ny Ontario amin'ny faritany mizaka tena amerikana. Ny anaran'ny farihy ao anatin'ny farihy be dia Farihy Superior, le farihy Huron (Ao koa ny hoala Jeorjiania), le farihy Erie ary ny farihin' Ontario, avy amin'ny farihin' Ontario ny anaran'ny faritan'i Ontario.

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.