Ny Fikendreny

Avy amin'i Wikipedia
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka fiangonana ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Ny fiangonan'Ny Fikendreny dia mitory ny Filazantsara amin'ny olombelona rehetra amin'ny endriny rehetra, araka izay tratry ny hery sy ny eo ampelantanana. Manamafy orina ny firaisam-po eo amin'ny samy Pastora, indrindra ny ao anatin'ny SPMa Mikatsaka sy manao izay hampivoatra ny maha olona manontolo ny Pastora araka ny endri-piainana tandrify ny maha Pastoran'ny anio sy ny ho avy.