Hankany amin'ny vontoatiny

Norwegian

Avy amin'i Wikipedia
Norwegian
Norwegian B-787-8)

Norwegian (Norwegian Air Shuttle AOC AS) dia orinasa Norvezy fitaterana amin'ny fiaramanidina noforonina tamin'ny taona 1993. Ny raharaha ataony dia ny fitaterana olona, fitateran’entana ary fikojakojana fiaramanidina.

Ao amin’ny vondron’orinasa IAG ilay kaompania ary mpikambana namorona ny aliansy Airlines for Europe.