Nikobara (nosy)

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Nicobar Islands.PNG

Ny nosy Nikôbara dia tamba-nosy ao amin'ny Ranomasina Andamàna ao amin'ny tapany avaratry ny Ranomasimbe Indiana, mitambatra amin'i India. Mandrara ny olona tsy Indiana handeha ao amin'ireo nosy ireo ny fitondram-pananana indiana. Nosy miisa 22 no mamorona io tamba-nosy io nefa ny 12 aminy ihany no misy mponina.