Mpikambana:Tandindona

Avy amin'i Wikipedia
Logo Tandindona

Tandindona dia endrika iray azo iheverana ny fisehon'ny zava-misy. Mpanoratra, mpamoron-kira fantatra amin'ireo aingam-panahy somary filozofika izay mifototra amin'ny fijerena ny lafiratsim-piainana eto Madagasikara. Kanefa na izany aza dia manasongadina hatrany ny fahendrena misy ao anatin'ny olona tsirairay no tantarainy. Maro ny hira sy tonon-kalo efa vitany toy ny :

- Fitiavam-pahendrena

- Hai-ady

- Miaina

- Ny fiainana mafy

- Any ...

- Ambanivohitra

- Tanàna nahabe