Mpikambana:Soavolana

Avy amin'i Wikipedia
Torohaim-pikambana Babel
mg-N Ny teny malagasy no tenim-pirenena nahabe ity mpikambana ity.
fr-4 Cet utilisateur dispose de connaissances proches de la langue maternelle en français.
en-2 This user has intermediate knowledge of English.
zh-2 这位用户的中文达到中级水平
Tadiavo ny fitenin'ny ny mpikambana

Salama! Izaho dia mpikambana avy any Antananarivo, fa mipetraka aty am-pitan-dranomasina (Quebec). Mahay teny Malagasy, Frantsay sy Anglisy ihany aho. Nianatra teny sinoa ihany koa na dia efa ela aza izany.