Mpikambana:Randrianantenaina Henintsoa Lamy Juno

Avy amin'i Wikipedia

REPOBLIKAN'I MADAGASIKARA Fitiavana-Tanindrazana-Fandrosoana

   KOPIAN'NY SORA-PIANKOHONANA

No 277 16 SEPTAMBRA 1996 FAHATERAHANA SY FANJANAHANA : RANDRIANANTENAINA Henintsoa Lamy Juno

Nalaina tamin'ny Bokim-piankohonana ao Lakato taona enina amby sivifolo sy sivan-jato sy arivo,izao manaraka izao:

   Tamin'ny enina ambin'ny folo Septambra, taona enina amby sivifolo sy sivan-jato sy arivo, tamin'ny roa ora sy telopolo minitra maraina, no teraka tao Anivorano, Kaominina Lakato : RANDRIANANTENAINA Henintsoa Lamy Juno, zazalahy, zanak'i RANDRIAMANANTENA Jean, mpamboly, teraka tao Lakato, tamin'ny taona efatra amby enim-polo sy sivan-jato sy arivo, izay manambara fa manjanaka azy sy, RABARIVELO Zoé Eliane, teraka tao Sabotsy-Anjiro, tamin'ny taona dimy amby enim-polo sy sivan-jato sy arivo, samy monina ao Ambodigavo.
  Nosoratana androany valo ambin'ny folo Septambra taona enina amby sivifolo sy sivan-jato sy arivo, tamin'ny sivy ora maraina, araka ny fanambarana nataon'i BEZARA Jérôme, Infirmier en ...