Mpikambana:Maraika~mgwiki

Avy amin'i Wikipedia

Babakoto[hanova | hanova ny fango]

Indri (Indri indri)

Izy no babakoto- lehibe indrindra amin'ireo karazangidro misy any amitsika- mahatratra

Miana anatina fianakaviana, miteraka iray ary ny zanany dia mijanona maharitra amin'ny ray amandreniny.

7 kilao ny lanjany . 150 andro izy no mitondra vohoka .

Ny ahitana azy:

Amin'ny ala atsinanana- Ao Andasibe Perinet ohatra.

Anisan'ny biby avo feo- io feony io dia entiny miantso ny namany sy fianakaviany ary entiny mamaritra ny faritra honenany .

Ny sakafony :

Ravina, laingo ary voankazo an'ala no fihinany. Noho izy tsy mizatra amintsakafo hafa dia manahirana ny mihompy azy ity.