Mivovo

Avy amin'i Wikipedia
  

Monina, tenin-jatovo izy io ilazana ny hoe mipetraka aiza, mitoetra aiza. Mampitaha ny oloma amin'ny trondro izany, ompiana anaty vovo, ary satria mbola zatovo no miteny dia hoe fitaizana ny trano fa mbola tsy fonenana akory.