Minitra (fotoana)

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Minitra)
60 segondra = 1 minitra

Ny minitra dia ventim-pandrefesam-potoana mitovy faharetana amin' ny 60 segondra na 1/60 ora. Izany hoe ny iray minitra dia misy 60 segondra ary ny iray ora dia misy 60 minitra.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]