Milina fikajiana lehibe

Avy amin'i Wikipedia

Ny milina fikajiana lehibe dia milina fikajiana fampiasaina amin'ny fikarohana na fandrindrana ataon'ny orinasa lehibe maro. Ny mampiavaka azy dia ny fahafainganany, ny halebehin'ny fitadidiana sy ny heriny. Azo lazaina hoe milina fikajiana (PC) 1 tapitrisa mahery mitambatra vao mitovy amin'ny milina fikajiana lehibe iray.

Ny fampiasana azy[hanova | hanova ny fango]

Ampiasaina amin'zay asa mila fikajiana maro toy ny fitsinjovana ny toetr'andro, ny fandrindrana fiaramanadina, ny fanamboarana trano lehibe, fanamboarana ny fiarakodia, fiara-dalamby, ny fandrindrana asa ataon'ny olona an-tapitrisa maro ka angonina amin'ny toerana iray (ohatra: google, wikipedia, yahoo!, banky), sns.