Aller au contenu

Miangaly

Avy amin'i Wikipedia

I Miangaly dia anisan' ny vady tian' Andrianampoinimerina indrindra. Noho Andrianampoinimerina nalahelo sy manina azy matetika dia noforonin' ny mpihira sy mpitendry zava-maneno tao Ambohimanga ho azy ilay hira mitondra ny lohateny hoe "I Miangaly re no manina", izay anisan' ny hira nampalaza ny tarika Ny Antsaly, sady nankafizin-dRandafisaon Sylvestre mpitendry valiha nikoizina sy mpamoron-kiran' ny taonjato faha-roapolo.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]