Megan Fox

Avy amin'i Wikipedia
Megan Fox

Megan Fox (teraka ny 16 Mey 1986) dia mpilalao anaty horonantsary amerikanina.

Teraka tao Oak Ridge, Tennessee ity. Nifindra trano ho tany St Petersburg, Florida izy tamin'izy folo taona.

Nilalao tao anatin'ny horonantsary Transformers izy. Niara-nilalao tamin'i Dominic Monaghan tao amin'ny klipy mozika Love the Way You Lie izay notontosain'i Eminem ary Rihanna