Matoanteny tsy mihatra

Avy amin'i Wikipedia

Ny matoanteny tsy mihatra, amin' ny fitsipiteny, dia matoanteny izay tsy mitaky zoina; ny tsy fisian' ny fihatra no mampiavaka ny matoanteny tsy mihatra amin' ny matoanteny mihatra, izay mitaky zoina iray na maro.

Ohatra, ny matoanteny avy ao amin' ny hoe Avy ny orana dia matoanteny tsy mihatra.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]