Tetezana

Avy amin'i Wikipedia
Ny tetezana Akashi-kaikyo, any Japana

Ny tetezana dia rafitra, hazo, vato na vy atao hampitohy ny laniny roa amin'ny hady na renirano iray. Rafitra handinganana lalana ihany koa izy io rehefa tsy tiana hifanapaka ny lalana roa : ny lalamby.

Ny fivoaran'ny teknôlôjian'ny tetezana dia mety zaraina fotoana roa : ny fotoana rômana ary ny fotoana ankehitriny. Tao amin'ny fotoana romana, ny fitao fananganana ny tetezana dia vato ary tsy dia nivoatra firy ny fomba fanamboarana ny tetezana.

Ny tetezana tamin'ny fotoana ankehitriny dia amboarina amin'ny simenitra sy vy.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.