Fiteny anatôliana: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fiteny indo-eoropeana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny '''fiteny anatôliana''' dia vondrom-piteny ahitana ireo fiteny maty notenenina tao [[Anatolia]] tamin'ny [[Andro Taloha]] toy ny [[fiteny hitita]], fiteny lovita, fiteny palaita, fiteny lidiana, fiteny likiana, fiteny miliana, fiteny kariana, fiteny sidetika ary ny fiteny pisidiana.
Ny '''fiteny anatôliana''' dia vondrom-piteny ao amin'ny [[fianakaviam-piteny indô-eorôpeana]], ahitana ireo fiteny maty notenenina tao [[Anatolia]] tamin'ny [[Andro Taloha]] toy ny [[fiteny hitita]], fiteny lovita, fiteny palaita, fiteny lidiana, fiteny likiana, fiteny miliana, fiteny kariana, fiteny sidetika ary ny fiteny pisidiana.

Endrik'io pejy io tamin'ny 3 Janoary 2020 à 11:06

Ny fiteny anatôliana dia vondrom-piteny ao amin'ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana, ahitana ireo fiteny maty notenenina tao Anatolia tamin'ny Andro Taloha toy ny fiteny hitita, fiteny lovita, fiteny palaita, fiteny lidiana, fiteny likiana, fiteny miliana, fiteny kariana, fiteny sidetika ary ny fiteny pisidiana.