Fehibe: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
AvocatoBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.1) (Rôbô Nanampy: dsb:Ekwator
MahdiBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.1) (Rôbô Nanova: pt:Linha do equador
Andalana faha-91: Andalana faha-91:
[[oc:Eqüator terrèstre]]
[[oc:Eqüator terrèstre]]
[[pl:Równik]]
[[pl:Równik]]
[[pt:Linha do Equador]]
[[pt:Linha do equador]]
[[qu:Chawpipacha]]
[[qu:Chawpipacha]]
[[ro:Ecuator]]
[[ro:Ecuator]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 28 Jolay 2012 à 00:10

Sarintany maneho ny Fehibe.

Amin'ny jeografia, ny fehibe dia fehintany iray, iray alina kilometatra miala amin'ny tendrontany.

Ny fehibe dia marika manasaraka ny ila-bolantany avaratra sy ny ila-bolantany atsimo. Ny laharam-pehintan'ny fehibe dia zero. Izy io koa dia faribolana, ny faribolana ngeza indrindra mijadona amin'ny laharanjarahasina.

Ny laharam-pehintan'ny fehibe dia 0°. Ny halavany dia 40 075 km. Ny halavirany amin'ny tendrontany dia 10 002 km. Ny tena fisian'ny fehibe akory dia miovaova tsindraindray. Izy io dia mijadona amin'ny teza fihodinan'ny Tany ny lemaka ara-pehibe.

Halavana

Ny fehibe dia manana halava 6 378 140 metatra araka ny Firaisana Iraisam-pirenena Astrônômika, ary nafohezin'ny Firaisana Jeodezika sy Jeofizika Iraisam-pirenena ho 6 378 137 metatra taty aoriana, io izao no sanda ampiasain'ny fombe jeodezika WGS 84. Ao amin'ireo môdely ireo, ny halavan'ny fehibe dia in-2π ny halavan'ny tana, manome valiny 40 065 035,535 metatra ho an'ny voalohany ary 40 065 016,686 metatra ho an'ilay faharoa (nafohezina hatramin'ny milimetatra).

Vokatra ara-kainkintana

Mandritry ny taona iray, mandalo eo amin'ny zenitan'ny fehibe indroa ny Masoandro, mandritra ny ekinôksa amin'ny volana Martsa sy amin'ny volana Septambra. Ny hafaingam-pilentehan'ny masoandro eo amin'ny faritra manodidon'ny fehibe mandritra ny ekinôksa dia anisan'ny haingana indrindra eto an-tany.

Ny halavan'ny andro amin'ny teôria dia adin'ny roa ambin'ny folo, fa noho ny refraction-'ny atomôsfera, miovaova kely fotsiny ny halava.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.