Ariary: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
k {{Commonscat|Money_of_Madagascar}}
MahdiBot (dinika | fandraisan'anjara)
k r2.7.1) (Rôbô Nanova: yo:Ariary
Andalana faha-41: Andalana faha-41:
[[tr:Ariary]]
[[tr:Ariary]]
[[uk:Малагасійський аріарі]]
[[uk:Малагасійський аріарі]]
[[yo:Malagasy ariary]]
[[yo:Ariary]]
[[zh:馬達加斯加阿里亞里]]
[[zh:馬達加斯加阿里亞里]]

Endrik'io pejy io tamin'ny 26 Jolay 2012 à 09:55

Ny ariary (MGA, Ar) dia sandam-bola miasa ao amin'ny Repoblikan'i Madagasikara, efa niasa tamin'ny andron'ny Mpanjaka tamin'ny taonjato faha 19.

Io teny io dia mety avy amin'ny teny arabo al rial.

Tantara

Ny teny hoe ariary dia teny efa misy talohan'ny nahatongavan'ny mpanjanaka tany Madagasikara. Nanomboka tamin'ny fanjanatany, ny vola Franc no ampiasaina : frantsay tamin'ny 1896 hatramin'ny fahaleovantena, ary Franc malagasy tamin'ny 1860 hatramin'ny 2007.

Ny franc malagasy dia nifototra tamin'ny ariary, ny iraimbilanja (1 F) dia 1/5 ariary ary 5 F ny ariary iray. Ohatra, rehefa miteny 2 500 F, dimanjato (500) [ariary] no tenenia.