Flip-flop: Fahasamihafan'ny versiona
k Rôbô Nanampy: fr:Bascule; changement de type cosmétique |
|||
Andalana faha-76: | Andalana faha-76: | ||
|} |
|} |
||
== Ny flip-flop sinkrona == |
|||
Eto indray, rehefa mihetsika ny famataranandro vao tena miasa ny fidirana. Ireny fidirana ireny dia tenenina hoe sinkrona (amin'ny H) satria mifehy amin'ny famataranantro H ny fidirana sinkrona. Manana fidirana asinkrona koa ny flip-flop sinkrona, ary manana laharam-pahamehana amin'ny fidirana sinkrona ny fidirana asinkrona. |
|||
=== Flip-Flop JK === |
|||
{| border="1" cellpadding="5" cellspacing="0" |
|||
|- style="background:#FFFFCC" |
|||
||<tt>J</tt>||<tt>K</tt>||<math>Q_{n+1}</math> |
|||
|- |
|||
||<tt>0</tt>||<tt>0</tt>||<math>Q_{n}</math> |
|||
|- |
|||
||<tt>0</tt>||<tt>1</tt>||<tt>0</tt> |
|||
|- |
|||
||<tt>1</tt>||<tt>0</tt>||<tt>1</tt> |
|||
|- |
|||
||1||1||<math>\overline Q_{n}</math> |
|||
|} |
|||
fampiriman'ilay flip-flop : <math>Q_{n+1} = J\overline Q_{n} + \overline KQ_{n}</math> |
|||
Ny fiavian'ny flip-flop JK dia azavain'i P. L. Lindley, injenieran'ny [[Jet Propulsion Laboratory|JPL]], anaty takelakana fanamboarana elektronika [[EDN]]. Tamin'ny 13Jiona 1968 ilay takelaka no soratanaa. Ao anatin'ilay takelaka, nanazava i Lindley fa i Eldred Nelson, siantifikan'ny [[Hughes Aircraft]] no namorona ny anaranan'ny flip-flop JK. |
|||
{{vangovango}} |
{{vangovango}} |
Endrik'io pejy io tamin'ny 10 Desambra 2009 à 18:10
Ny flip-flop na « bascule » amin'ny fiteny frantsay, dia olik'aratra lôjika manana fivoahana roa ary manana fidirana tokana na maro. Ny fivoahana dia mety 0 (tsy misy aratra mande) na 1 (misy aratra mande). Miova arakaraky ny fidirana ny aratra mivoaka.
Ny mahasamihafa ny flip-flop dia izareo mitazona ny toetrany rehefa tsy misy aratra miditra. Tsy ohatry ny varavarana AND, OR, XOR sns.). Rehefa mampiasa flip-flop, miresaka lojika sekansialy (logique séquentielle).
Fototry ny lojika sekansialy ny flip-flop. Satria rehefa manao olik'aratra amin'ny flip-flop, afaka manao mpanisa, rejistra, rejistra misy elanelana sy tahiry.
Ny flip-flop sasany, ampiasaina amin'ny sistema sinkrona (synchrone), dia manana fidirana ho an'ny quartz na famataranandro (soratana « C » avy amin'ny « clock »). Noho izany dia misy ny flip-flop sinkrona sy flip-flop asinkrona.
Misy karazana flip-flop maromaro : ny flip-flop RS, D (« latch »), ary RSH; asynchrone ny fomba fandehanany. Misy koa karazana flip-flop : D, JK ary T; ny fomba fandehanany dia asinkrona (asynchrone).
Ny flip-flop asinkrona
Flip-flop RS
- S (Set) : mpanova 1
- R (Reset) : mpamerina 0
- q : fivoahana
- q̄ : fivoahana mivadika
S | R | q | q̄ | dinika |
0 | 0 | qn-1 | q̄n-1 | fitehizirana |
0 | 1 | 0 | 1 | miverina 0 |
1 | 0 | 1 | 0 | miova 1 |
1 | 1 | 0 | 0 | toetra manokana |
Flip-flop RS miaraka amin'ny varavarana NOR
- S (Set) : mpanova 1
- R (Reset) : mpamerina 0
- q : fivoahana
- q̄ : fivoahana mivadika
S̄ | R̄ | q | q̄ | dinika |
0 | 0 | 1 | 1 | toetra manokana |
0 | 1 | 0 | 1 | miverina 0 |
1 | 0 | 1 | 0 | miova 1 |
1 | 1 | q | q̄ | fitehirizana |
Latch
Mitovy amin'ny flip-flop D ny latch amin'ny lafin'ny fidirana (manana roa tahaka ny flip-flop D izy), saingy samihafa ny fomba fandehanany.
- Rehefa 0 ny H, mitazona ny toetrany ilay fivoahana, na inona na inona ny aratra misy amin'ny D;
- Rehefa lasa 1 ny C, mitovy amin'ny toetran'ny D ny fivoahana.
- Mandika ny fidirana D ny fivoahana Q rehefa mande ny famataranandro C
- q sy q̄ ny fivoahana, tsy maintsy samihafa foana ny toetran'izy ireo.
- Q ny toetra alohan'ny fiovana
- D ny toetra apetraka amin'ny fidirana D
- X dia toetra 0 na 1
D | C (CLK) | q | q̄ | dinika |
d | 1 | d | d̄ | mandika ny fidirana D ny Q |
X | 0 | q | q̄ | fitehirizana |
Ny flip-flop sinkrona
Eto indray, rehefa mihetsika ny famataranandro vao tena miasa ny fidirana. Ireny fidirana ireny dia tenenina hoe sinkrona (amin'ny H) satria mifehy amin'ny famataranantro H ny fidirana sinkrona. Manana fidirana asinkrona koa ny flip-flop sinkrona, ary manana laharam-pahamehana amin'ny fidirana sinkrona ny fidirana asinkrona.
Flip-Flop JK
J | K | |
0 | 0 | |
0 | 1 | 0 |
1 | 0 | 1 |
1 | 1 |
fampiriman'ilay flip-flop :
Ny fiavian'ny flip-flop JK dia azavain'i P. L. Lindley, injenieran'ny JPL, anaty takelakana fanamboarana elektronika EDN. Tamin'ny 13Jiona 1968 ilay takelaka no soratanaa. Ao anatin'ilay takelaka, nanazava i Lindley fa i Eldred Nelson, siantifikan'ny Hughes Aircraft no namorona ny anaranan'ny flip-flop JK.