Ratsiraka Didier: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
Rondro (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Rondro (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-10: Andalana faha-10:




'''Asa sy adidy niandraiketany'''
'''Asa sy adidy niandraiketany''' :


'''1963 - 1970''' : manamboninahitra ambony tao amin'ny [[tafika an-dranomasina]].

'''1970 - 1972''' : "attaché militaire" tao amin'ny [[Masoivoho]] malagasy tao Paris.

'''1972 - 1975''' : [[minisitry]] ny [[raharaham-bahiny]] tamin'ny andron'ny Jeneraly [[Gabriel Ramanantsoa]].

'''15 jiona 1975''' : notendren'ny [[Fitondrana Miaramila]] tetezamita - hitondra ny tany sy ny fanjakana - taorian'ny namonoan'ny olona ny Kolonely [[Richard Ratsimandrava]].







Endrik'io pejy io tamin'ny 22 Martsa 2008 à 11:14

Didier Ratsiraka : teraka tamin'ny 4 Novambra 1936 tao Vatomandry anatin'ny faritanin'i Toamasina.

Azo lazaina ho nandimby ny rainy izy, izay isan'ny lohandohan'ny mpikambana tao amin'ny PADESM tao amin'ny faritr'i Moramanga. Nanambady an'i Céline Velonjara, zanaka mpikambana ihany koa tao amin'io antoko PADESM io.

Nisahana ny minisiteran'ny raharaham-bahiny izy tamin'ny andron'ny Jeneraly Gabriel Ramanantsoa ny taona 1972 ka hatramin'ny 1975. Azo lazaina fa io no fotoana tena nidirany teo amin'ny sehatry ny politika.


Fianarana nataony


Asa sy adidy niandraiketany :


1963 - 1970 : manamboninahitra ambony tao amin'ny tafika an-dranomasina.

1970 - 1972 : "attaché militaire" tao amin'ny Masoivoho malagasy tao Paris.

1972 - 1975 : minisitry ny raharaham-bahiny tamin'ny andron'ny Jeneraly Gabriel Ramanantsoa.

15 jiona 1975 : notendren'ny Fitondrana Miaramila tetezamita - hitondra ny tany sy ny fanjakana - taorian'ny namonoan'ny olona ny Kolonely Richard Ratsimandrava.