Polandball: Fahasamihafan'ny versiona
Aucun résumé des modifications |
Rescuing 1 sources and tagging 0 as dead.) #IABot (v2.0.8 |
||
Andalana faha-10: | Andalana faha-10: | ||
Manana ny fiaviany amin'ny "ady" mampifaninana ny mpampiasa aterineto poloney amin'ny firenena hafa eo amin'ny drawball.com ny Polandball. Ny tranonkala drawball.com dia manome taratasy virtoaly hahafahan'ireo mpampiasa sy mpitsidika manao kisarisarin'ny zavatra izay tiany, ary koa hahafahana manova ny sarin'ny hafa. |
Manana ny fiaviany amin'ny "ady" mampifaninana ny mpampiasa aterineto poloney amin'ny firenena hafa eo amin'ny drawball.com ny Polandball. Ny tranonkala drawball.com dia manome taratasy virtoaly hahafahan'ireo mpampiasa sy mpitsidika manao kisarisarin'ny zavatra izay tiany, ary koa hahafahana manova ny sarin'ny hafa. |
||
Eo amin'ny aterineto poloney kosa dia nipoitra ny hevitra fanaovana ny sarin'ny sain'i Polonia, ary poloney isaina amin'ny arivo no nifanaraka niasa ary nanao drawball mitondra loko fotsy ambony ary mena ambany. "Polska" (Polonia) no soratra eo ampivoan'ilay baolina. Niaraka tamin'i 4chan, norakofana svastika ngeza be ilay baolina.<ref name="gazeta">{{cite news|url=http://wyborcza.pl/1,86116,7462232,Wyniosle_lol_zaborcow__czyli_Polandball.html|title=Wyniosłe lol zaborców, czyli Polandball|last=Orliński|first=Wojciech|authorlink=Wojciech Orliński|date=16 January 2010|publisher=[[Gazeta Wyborcza]]|language=Polish|accessdate=25 March 2012}}</ref><ref name="cooltura">{{cite news|url=http://www.elondyn.co.uk/newsy,wpis,7731|title=Znowu lecą z nami w... kulki|last=Zapałowski|first=Radosław|date=15 February 2010|publisher=[[Cooltura]]|language=Polish|accessdate=22 March 2012}}</ref> |
Eo amin'ny aterineto poloney kosa dia nipoitra ny hevitra fanaovana ny sarin'ny sain'i Polonia, ary poloney isaina amin'ny arivo no nifanaraka niasa ary nanao drawball mitondra loko fotsy ambony ary mena ambany. "Polska" (Polonia) no soratra eo ampivoan'ilay baolina. Niaraka tamin'i 4chan, norakofana svastika ngeza be ilay baolina.<ref name="gazeta">{{cite news|url=http://wyborcza.pl/1,86116,7462232,Wyniosle_lol_zaborcow__czyli_Polandball.html|title=Wyniosłe lol zaborców, czyli Polandball|last=Orliński|first=Wojciech|authorlink=Wojciech Orliński|date=16 January 2010|publisher=[[Gazeta Wyborcza]]|language=Polish|accessdate=25 March 2012}}</ref><ref name="cooltura">{{cite news|url=http://www.elondyn.co.uk/newsy,wpis,7731|title=Znowu lecą z nami w... kulki|last=Zapałowski|first=Radosław|date=15 February 2010|publisher=[[Cooltura]]|language=Polish|accessdate=22 March 2012|archivedate=2014-08-05|archiveurl=https://www.webcitation.org/6Rat4O7DW?url=http://www.elondyn.co.uk/newsy,wpis,7731|deadurl=yes}}</ref> |
||
I Krautchan.net dia fametrahan-tsary alemàna ; ampiasain'ny mpiteny anglisy matetika anefa ny baoritra /INT/. Mpampiasa britanika mitondra ny anarana ''Falco'' eo amin'i /INT/ no heverina fa olona namorona ilay Polandball ny taona 2009. [[Paint]] no nampiasainy. Anglisy tsy madiorano no nampiasaina. Taty aoriana moa dia ny rosiana no tena mandray anjara amin'io Polandball io.<ref name="gazeta" /><ref name="przeglad">{{cite news|url=http://www.przeglad-tygodnik.pl/pl/artykul/fenomem|title=Fenomem - Polska nie umieć kosmos|last=Kapiszewski|first=Kuba|date=13/2010|publisher=[[Przegląd]]|language=Polish|accessdate=26 March 2012}}</ref><ref name="KYM">{{cite web|url=http://knowyourmeme.com/memes/polandball|title=Polandball|publisher=[[Knowyourmeme]]|accessdate=26 |
I Krautchan.net dia fametrahan-tsary alemàna ; ampiasain'ny mpiteny anglisy matetika anefa ny baoritra /INT/. Mpampiasa britanika mitondra ny anarana ''Falco'' eo amin'i /INT/ no heverina fa olona namorona ilay Polandball ny taona 2009. [[Paint]] no nampiasainy. Anglisy tsy madiorano no nampiasaina. Taty aoriana moa dia ny rosiana no tena mandray anjara amin'io Polandball io.<ref name="gazeta" /><ref name="przeglad">{{cite news|url=http://www.przeglad-tygodnik.pl/pl/artykul/fenomem|title=Fenomem - Polska nie umieć kosmos|last=Kapiszewski|first=Kuba|date=13/2010|publisher=[[Przegląd]]|language=Polish|accessdate=26 March 2012}}</ref><ref name="KYM">{{cite web|url=http://knowyourmeme.com/memes/polandball|title=Polandball|publisher=[[Knowyourmeme]]|accessdate=26 |
Endrik'io pejy io tamin'ny 12 Aogositra 2021 à 11:07
Polandball, izay fantatra amin'ny anarana hafa countryball (baolim-pirenena), dia karazana meme amboarin'ny mpiampiasa ny aterineto izay avy ao amin'ny sokajy /int/ ny petra-tsary alemàna Krautchan.net tamin'ny faramparan'ny taona 2009. Ny countryball dia maneho baolina miloko ny saim-pirenena, saim-paritra na sain'ny fikambanana iraisam-pirenena (Firenena mikambana, Vondrona Eoropeana).
Ny Countryball dia natao ho fanehoana mampiomehy ny fifandraisana iraisam-pirenena.
Fiaviana
Manana ny fiaviany amin'ny "ady" mampifaninana ny mpampiasa aterineto poloney amin'ny firenena hafa eo amin'ny drawball.com ny Polandball. Ny tranonkala drawball.com dia manome taratasy virtoaly hahafahan'ireo mpampiasa sy mpitsidika manao kisarisarin'ny zavatra izay tiany, ary koa hahafahana manova ny sarin'ny hafa.
Eo amin'ny aterineto poloney kosa dia nipoitra ny hevitra fanaovana ny sarin'ny sain'i Polonia, ary poloney isaina amin'ny arivo no nifanaraka niasa ary nanao drawball mitondra loko fotsy ambony ary mena ambany. "Polska" (Polonia) no soratra eo ampivoan'ilay baolina. Niaraka tamin'i 4chan, norakofana svastika ngeza be ilay baolina.[1][2]
I Krautchan.net dia fametrahan-tsary alemàna ; ampiasain'ny mpiteny anglisy matetika anefa ny baoritra /INT/. Mpampiasa britanika mitondra ny anarana Falco eo amin'i /INT/ no heverina fa olona namorona ilay Polandball ny taona 2009. Paint no nampiasainy. Anglisy tsy madiorano no nampiasaina. Taty aoriana moa dia ny rosiana no tena mandray anjara amin'io Polandball io.[1][3][4]
Tema
Ny fanombohan'ny Polandball, dia ny fanehoana an'i Polonia, ny tantarany, ary ny fifandraisany amin'ireo firenena vahiny, ary koa ny stereotype,[3][5], indrindra indrindra ny megalomania ary ny maro sosom-pirenena (complexe) . Ny fiteny ampiasaina amin'ny countryball dia teny anglisy tsy madio, ary ny teny ampiasaina eo amin'i Aterineto.
Misy Polandball mampiseho ny tsifahafahan'ny poloney mandeha eny amin'ny habakabaka ; ary anisan'ny polandball malaza indrindra ny tantaran'ny vaton-kabakabaka lehibe mandona an'ny Tany : izay mahatonga ireo firenena izay afaka mandeha eny amin'ny habakabaka miala amin'ny tany. Amin'ny faran'ilay sary, i Polonia, izay tsy afaka mandeha any amin'ny habakabaka, dia milaza "Poland cannot into space." ("Tsy afaka mandeha eny amin'ny habakabaka i Polonia"). Teo amin'izay no namaranan'ny rosiana ny valintenin'ilay fanontaniana hoe iza no firenena matanjaka amin'i Polonia sy Rosia.[1][3][5].
Eo amina polandball hafa ihany oa dia ahitana an'i Polonia milaza fa "Tamin'izareo nandresy an'i Rosia ary ny tiorka, izy no firenena lehibe indrindra teto an-tany... ary... ", izay mitondra ireo countryball niomehy.[1][2][6]
Countryball hafa
Mety ahitana sary mikasika ny firenena maro ihany koa ny Polandball ; ka na dia tsy misy an'i Polonia aza ao amin'ilay sary, dia Polandball foana no iantsoana ireo tantara an-tsary ireo[1]. Ankoatry ny firenena, misy koa ireo baolina ho an'ny faritra mizaka-tena amerikanina, Katalonia, Siberia, Baviera[4] ary faritra hafa. I Singapaoro indray dia manana endrika telolafy, ary manana anarana Tringapore ; Israely indray dia manana endrika goba lehibe; i Kazakstana, manana endrika brika, ary britaina mitondra satroka ary mitondra monocle[7].
Tsiahy
|
External links
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Polandball |