Tangorom-bohitra: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Endri-bohon-tany |
(Tsy misy mahasamihafa)
|
Endrik'io pejy io tamin'ny 31 Janoary 2021 à 09:08
Ny tangorom-bohitra na tangoron-tendrombohitra dia fitambarana tendrombohitra mitagorona mitohy izay manaraka tsipiky ny tampona, ka mifanohitra amin' ny tandavan-tendrombohitra. Mety hikambana amin' ny tandavan-tendrombohitra iray ny tangoton-tendrombohitra, toa an' i Alpa izay mamondrona tangorom-bohitra manodidina ny zato (ny tangorom-bohitr' i Mont Blanc sy ny hafa).