Kily: Fahasamihafan'ny versiona

Aller à la navigation Aller à la recherche
921 octets supprimés ,  il y a 1 an
Fihodinana
(Hazo)
 
(Fihodinana)
Marika: Fihodinana vaovao
#FIHODINANA [[Voamadilo]]
Ny '''kily''' na '''madiro''' dia karazan-[[Hazo|kazo]] izay atao amin'ny anarana siantifika hoe ''Tamarindus indica.'' Avy any amin'ny faritra trôpikaly maina ao [[Afrika Atsinanana]] no aniriany. Efa hatry ny elabe no nampbolena azy tany [[Azia Atsimo]] ka avy any no niparitahany amin'ny faritra trôpikaly rehetra. Nisy vitsivitsy nampidirina tany [[Amerika Afovoany]] tamin'ny taonjato faha-16 ka miparitaka ao [[Meksika]] sy ao [[Hôndorasy]] ary [[Goatemala]] io hazo io amin'izao fotoana izao. Eto [[Madagasikara]], indrindra ao amin'ny faritry ny [[Sakalava]], dia heverina ho hazo masina ny kily na madiro, izay atao hoe "mpanjakan'ny hazo".
 
Hazo mety mahatratra 10 m hatramin'ny 20 m ny kily. Fohifohy ny vatany. Miadam-paniry izy sady velona maharitra. Maharitra ny raviny izay miisa hatramin'ny 24 isaky ny tahon-dravina. Manopy mavo ny voniny izay maniry midina amin'ny volana Mey ka mamoaka voa makirana amin'ny volana Ôktôbra.
28 655

modifications

Meny fitetezana