Wikipedia:Mpikambana rôbô: Fahasamihafan'ny versiona

Avy amin'i Wikipedia
Contenu supprimé Contenu ajouté
k fanitsiana voambolana
fanovanan ny fampahalalana avoaka
Marika: Révoqué
Andalana faha-1: Andalana faha-1:
Ny mpikambana atao hoe '''rôbô''' ({{w|bot}}) dia sata manokana omena an'ireo kaontim-pikambana izay ampiasain'ny Rindrankajy. Olon-tsotra izay manana satam-pikambana mahay mampiasa rindrankajy fibaikoana no mampandeha ireo rôbô ireo, ary azy irery izay kaonty rôbô ampiasainy izay.
Ny rôbô ({{w|bot}}) dia rindrankajy miasa eto ambon'ny wikipedia otran'ny mpikambana tsotra. fa manao zavatra miverimberina sy mandreraka be ho an'ny mpikambana tsotra.


; Rôbô interwiki
Misy rôbô sasany afaka manao takelaka, misy koa sasany afa manova sy manala takelaka. Misokajy takelaka sy manampy lien interlangue ny ny ankabeazan'ny mpikambana rôbô, na mety manala fanovana tsy misy dikany koa.


Ny asa ataon'ny mpikambana manana sata rôbô dia manao asa fanampiana rohy interwiki eto amin'i Wikipedia malagasy ohatry ny any amin'ny Wikipedia hafa. Misy koa ireo atao hoe rôbô interwiki, izay manana asa manampy interwiki ary interwiki ihany : tsy manao asa afa-tsy izay.
Ny fanangatahana ho an'ny rôbô dia tokony atao eto amin'ny '''[[Wikipedia:Bots/bot flag requests]]'''.

; Rôbô miasa eto amin'i Wikipedia malagasy

Tokana ihany aloha izao ireo rôbô miasa eto amin'i Wikipedia amin'ny teny malagasy, ary i Bot-Jagwar no anaram-pikambany. I Jagwar no mampandeha azy eto amin'ny Wikipedia.

; Fanovana farany

Ny antony tsy ahitana ny fanovana ataon'ny rôbô ao amin'ny lisitry ny fanovana farany dia izy ireo manana ny sata rôbô, izany hoe voasitrika ny fanovana ataony raha araka ny parametatra tsotra. Raha te-hahita ireo fanovana ataon'ny rôbô dia mila tsindriana fotsiny ilay soratra "Asehoy ny mpikambana rôbô".

; Rindrankajy mampandefa rôbô

Ireo rindrankajy ampiasaina indrindra amin'ny fampandefasana rôbô dia Pywikipedia. Jereo ny fanoroana mahakasika an'i [[fanoroana:Pywikipedia|Pywikipedia]] ho an'ny fampahalalana fanampiny.

; Hataka

Ny hataka mahakasika ny rôbô dia tokony atao eto amin'ny '''[[Wikipedia:Bots/bot flag requests]]'''.

Endrik'io pejy io tamin'ny 21 Jiona 2011 à 18:16

Ny mpikambana atao hoe rôbô (bot) dia sata manokana omena an'ireo kaontim-pikambana izay ampiasain'ny Rindrankajy. Olon-tsotra izay manana satam-pikambana mahay mampiasa rindrankajy fibaikoana no mampandeha ireo rôbô ireo, ary azy irery izay kaonty rôbô ampiasainy izay.

Rôbô interwiki

Ny asa ataon'ny mpikambana manana sata rôbô dia manao asa fanampiana rohy interwiki eto amin'i Wikipedia malagasy ohatry ny any amin'ny Wikipedia hafa. Misy koa ireo atao hoe rôbô interwiki, izay manana asa manampy interwiki ary interwiki ihany : tsy manao asa afa-tsy izay.

Rôbô miasa eto amin'i Wikipedia malagasy

Tokana ihany aloha izao ireo rôbô miasa eto amin'i Wikipedia amin'ny teny malagasy, ary i Bot-Jagwar no anaram-pikambany. I Jagwar no mampandeha azy eto amin'ny Wikipedia.

Fanovana farany

Ny antony tsy ahitana ny fanovana ataon'ny rôbô ao amin'ny lisitry ny fanovana farany dia izy ireo manana ny sata rôbô, izany hoe voasitrika ny fanovana ataony raha araka ny parametatra tsotra. Raha te-hahita ireo fanovana ataon'ny rôbô dia mila tsindriana fotsiny ilay soratra "Asehoy ny mpikambana rôbô".

Rindrankajy mampandefa rôbô

Ireo rindrankajy ampiasaina indrindra amin'ny fampandefasana rôbô dia Pywikipedia. Jereo ny fanoroana mahakasika an'i Pywikipedia ho an'ny fampahalalana fanampiny.

Hataka

Ny hataka mahakasika ny rôbô dia tokony atao eto amin'ny Wikipedia:Bots/bot flag requests.