Mandan

Avy amin'i Wikipedia
  


Ny Mandan dia foko teratany ny amerika miaina eny an'ilan'ny renirano Missouri. Ao anatin'ny firenena amerikana ny Dakota Avatratra, sy Dakota atsimo. Ny Mandan no mponina isan'ny nanao tanàna any amin'ny tany lemaka ny Amerika Avaratra (tsy otra ny Sioux). Mihazana omby be sy mivarotra ny mandan.

Tantara[hanova | hanova ny fango]

Fiavina[hanova | hanova ny fango]

Ny fitadiavana Arkeôlôjika miteny hoe ny mandan avy any amin'ny sisin'ny Ohio nakany amin'ny sisin-drenirano ny Missouri. Tamin'ny 1738 ny Eoropeanina no nahita mandan voalohanyn, ary ny fivarotana oditra amin'ny eorôpeanina dia mampanakarena azy.

Taonjato faha 19 : Jenôsida[hanova | hanova ny fango]

Ny fiafian'ny mponina akaiky sy ny variole no namono ny mandan : ary tamin'ny 1837, nisy valanaretina goavana be no nikitika ary : lasa 125 sisa no mandan nisy tamin'io fotoana io ! Amin'io fahakelezana io, tsy naintsy lasa nande niaina miaraka amin'ny Arikara sy ny Hidatsa izy.


Jereo koa[hanova | hanova ny fango]