Lubumbashi
11°41′S 27°29′E / 11.683°S 27.483°E
| Lubumbashi | ||
| Velarantany | 747 km2 | |
| Haavo | ||
| Isan'ny mponina | 2,190,000 | |
| Renivohitra | - | |
| Ben'ny tanàna | ||
| Firenena | Kongo | |
| Fanjakana | ||
| Faritany | ||
| Faritra | Katanga Ambony | |
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | ||

I Lubumbashi dia tanàna ao amin' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô (RDK), akaiky ny tendro atsimo-atsinanan' io firenena io. Izy no tanàna faharoa na fahatelo ao amin' io firenena io raha ny isan' ny mponina no heverina, ka ny tanànan' i Mbuji-Mayi no mifanianana aminy amin' izany. I Kinshasa no eo alohany. I Lubumbashi no renivohitry ny faritanin' i Katanga talogan' ny taona 2016. Taorian' izy dia lasa renivohitry ny faritanin' i Katanga Ambony izy. Atsoina hoe "renivohitry ny varahina" i Lubumbashi.
Tamin' ny taona 1910 no nanorenan' ny Belza an' i Lubumbashi, izay nanrtsoin' izy ireo hoe Élisabethville na Elisabethstad (araka ny anaran' i Elisabeth in Beieren, mpanjakavavin' i Belzika). Tamin' ny taona 1966 no niantsoana voalohany ny anaran' io tanàna io ho Lubumbashi.