Libàna Atsimo

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

I Libàna Atsimo na Libanona Atsimo dia faritra ara-jeografia ao Libàna izay mivelatra hatrany amin'ny sisin-tany israeliana any atsimo ka hatrany amin'ny renirano Awali ao avaratra sy fefen'ny sisintany siriana avy ao atsinanana. Raha ara-panjakana izany rehetra izany dia ahitana governorata libaney roa: ny governoratan'ny Atsimo sy ny governoratan'i Nabatiyeh.