Levi Eshkol

Avy amin'i Wikipedia
Levy Eshkol

I Levi Eshkol na Levy Eshkol (hebreo: לוי אשכול‎) dia mpitondra fanjakana, praiminisitra fahatelo tao amin' ny Fanjakan' i Israely nanomboka tamin' ny taona 1963 ka hatramin' ny nahafatesany (noho ny aretim-po) tamin' ny taona 1969. Teraka tamin' ny 25 Ôktôbra 1895 - ary maty tamin' ny 26 Febroary 1969 izy.