Hankany amin'ny vontoatiny

Laranja da Terra

Avy amin'i Wikipedia

19°53′56″S 41°03′24″W / 19.898890°S 41.056670°W / -19.898890; -41.056670

Laranja da Terra
-
Velarantany456,9 km2
Haavo
Isan'ny mponina11,094
Ben'ny tanàna
Firenena Brazila
Fanjakana
FaritanyEspírito Santo
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrina
Laranja da Terra

Laranja da Terra dia tanàna ao amin'ny Fanjakana federaly tenan'i Espírito Santo ao amin'ny Brazila.

Jeografia

[hanova | hanova ny fango]

Ny isam-ponina dia 11.094 mponina. Avy any Pomerania any Alemaina ny ankamaroany ary nifindra monina tamin'ny 1872. Amin'izao fotoana izao, ny Laranja da Terra dia mbola tanàna miteny roa misy mponina Pomeranianina 80%. Mampianatra amin'ny fiteny roa ny sekoly.

Lavitra mankany an-drenivohitra (Vitória): 179 km

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]