Kristen Michal
Fiseho

Kristen Michal dia mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i
Estonia teraka ny 12 Jolay 1975 tao Tallinn ary praiminisitra Estonia nanomboka ny 23 Jolay 2024
Minisitry ny Fitsarana ny 6 aprily 2011 hatramin’ny 10 desambra 2012 ary minisitry ny toekarena sy ny fotodrafitrasa nanomboka ny 9 aprily 2015 hatramin’ny 23 novambra 2016.
Praiministra Estonia
[hanova | hanova ny fango]| nodimbiasany | mpandimby | |
|---|---|---|
| Kaja Kallas | Kristen Michal 2024- | ?? |
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Kristen Michal |