Hankany amin'ny vontoatiny

Kota Balikpapan

Avy amin'i Wikipedia
Balikpapan
-
Velarantany503,3 km2
Isan'ny mponina757,418
Tanàn-dehibe
Ben'ny tanànaRahmad Mas'ud
Firenena Indonezia
Fanjakana
FaritanyKalimantan Timur
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrina

I Kota Balikpapan dia tanàna iray any Indonezia. Any amin'ny morontsiraka atsinanan'ny nosy Borneo, io tanàna io no foibe ara-bola any Kalimantan.[1]

Ampinga famantarana
Refineries menaka tamin'ny andron'ny fanjanahantany

Balikpapan dia naorina ho tanàna mpanjono eo amoron'ny lalan'i Makassar tamin'ny taonjato faha-19. Nohadiana tao an-tanàna ny lavadrano voalohany tamin’ny 10 Febroary 1897, izay notendrena ho tsingerintaonan’i Balikpapan tatỳ aoriana.[2]

Tany am-piandohan'ireo taona 1900, ny fitomboan'ny isan'ny fikarohana solika sy ny asa fandavahana tany Balikpapan dia nitondra mpifindra monina marobe nankany amin'ny faritra. Ny ankamaroan'ireo mpifindra monina ireo dia Sinoa sy mpiasan'ny fandavahana, izay avy any Java sy faritra hafa toa an'i India ny ankamaroany.[3]

Ny foko Balik dia mitraka ao an-tanànan'i Balikpapan. Misi foko teratany Kalimantan maromaro mipetraka any Balikpapan, anisan'izany ny Banjar, Kutai, Dayak, Paser, ary Tidung.

Maro anefa ny foko mpifindra monina avy any amin’ny faritra hafa, toa an’i Java, Sulawesi, Sumatra, sy ny hafa.[4]

  1. https://web.archive.org/web/20181126222106/https://properti.kompas.com/read/2014/03/22/1703024/Balikpapan.Menuju.Kota.Metropolitan
  2. https://www.balpos.com/pendidikan/1794144938/usia-127-tahun-inilah-sejarah-kota-balikpapan-dari-pengeboran-abad-ke-19-menjadi-pusat-bisnis-terbesar-di-kalimantan
  3. https://jdih.balikpapan.go.id/sejarah
  4. https://kaltim.idntimes.com/news/kalimantan-timur/fakta-menarik-tentang-balikpapan-yang-wajib-kalian-ketahui-00-jjm39-6hlwx7
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka Indonezia ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.