Aller au contenu

Kitrokely

Avy amin'i Wikipedia
Kitrokely nasongadina amin' ny hazavana

Ny kitrokely dia taolana mivohitra eo anelanelan' ny ranjo sy ny tongotra, izay karazana kambon' ny tendron' ny taolan-dranjo roa.