Kirosy

Avy amin'i Wikipedia

Ny anarana hoe Kirosy dia anaran'ny mpanjaka akemenidan'i Persia izay niantsoana mpankaja roa sy mpitari-tafika iray. Amin'ny teny grika dia atao hoe Κῦρος Kuros, izany fa amin'ny fiteny persàna tranainy kosa dia کوروش / Kurash. Ireto avy ireo olona nitondra io anarana io:

  • i Kirosy I, mpanjakan'i Ansàna tamin'ny taonto faha-7 tal. J.K.;
  • i Kirosy II Lehibe, mpanorina ny Empira persiana akemenida sy nanapaka tamin'ny taona 559 - 530 tal. J.K.;*
  • i Kirosy Zandriny izay mpitari-tafika (jeneraly) persiana tamin'ny taona 424 sy 401 tal. J.K.