Kilômetatra
Fiseho
Ny kilômetatra na kilaometatra, izay hafohezina amin' ny hoe km, dia ventim-pandrefasan-kalava avy amin' ny metatra. Misy arivo (1 000) metatra ny iray kilômetatra: 1 km = 103 m = 1 000 m. Ampiasaina amin' ny fandrefesana ny halavan' ny lalana na ny halaviran' ny tanàna io ventim-pandrefesana io.
| Kilômetatra | 0,001 | 0,01 | 0,1 | 1 |
| Hektômetatra | 0,01 | 0,1 | 1 | 10 |
| Dekametatra | 0,1 | 1 | 10 | 100 |
| Metatra | 1 | 10 | 100 | 1 000 |
| Desimetatra | 10 | 100 | 1 000 | 10 000 |
| Santimetatra | 100 | 1 000 | 10 000 | 100 000 |
| Milimetatra | 1 000 | 10 000 | 100 000 | 1 000 000 |
| Mikrômetatra | 1 000 000 | 10 000 000 | 100 000 000 | 1 000 000 000 |