Ny kanata na kaganata dia fari-tany fehezin' ny khan, khagan, khatun, na khanum. Io fari-tany ara-pôlitika io dia hita matetika tany amin' ny Fatrana Eoraziana ary mety mitovy sata amin' ny fari-tany fehezin' ny loham-poko, ny andriana, ny mpanjaka na ny emperora.