Kalimantana Andrefana
Fiseho
(tonga teto avy amin'ny Kalimantan Andrefana)

I Kalimantan Andrefana dia faritany Indonezianina any Andrefan'i Nosy Borneo. Ny velarantaniny dia 146 807 km² ary ny isam-poniny dia 3,72 tapitrisa mponina tamin'ny taona 2000. Pontianak no renivohi-paritany.