Hankany amin'ny vontoatiny

Kôsmôgônia

Avy amin'i Wikipedia

Ny kôsmôgônia dia môdely na fitantarana momba ny fiandohan' izao rehetra izao. Mety ho ara-tsiansa izany (ka atao hoe kôsmôlôjia) na ara-pedrà na ara-pivavahana.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]