Kôlôida

Avy amin'i Wikipedia
Ny ronono dia tsingevana kôlôidan' ny glôbiola matavy ao anaty rano.

Ny kôlôida dia fangaro misy akora iray misy poti-javatra mikrôskôpika tsy mety levona, miely sy mitsingevana ao amin' ny akora hafa. Ny famaritana sasany dia mamaritra fa tsy maintsy miparitaka anaty ranoka ny poti-javatra, fa ny hafa kosa manitatra ny famaritana mba hampidirana akora hafa.