Juruti
Fiseho
2°09′08″S 56°05′32″W / 2.152220°S 56.092220°W
Juruti
| |||
| Velarantany | 3 206,1 km2 | ||
| Haavo | |||
| Isan'ny mponina | 58 960 | ||
| Ben'ny tanàna | |||
| Firenena | |||
| Fanjakana | |||
| Faritany | Pará | ||
| Faritra | |||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | |||

Juruti dia tanàna ao amin'ny faritany mizaka tenan'i Pará ao amin'ny Brazila.
Ity no toerana misy toeram-pitrandrahana Baoksita Alcoa goavambe vaovao izay nanova ny endriky ny faritra tsy voakarakara teo aloha.
Jeografia
[hanova | hanova ny fango]Ny isam-ponina dia 58960 mponina tamin'ny taona 2012. Eo amin'ny Reniranon'i Amazona i Juruti.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Tsiahy
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Juruti |